Renée Salon de coiffure

Renée Salon de coiffure

Share

Coiffeuse et maquilleuse professionnelle

Photos from Renée Salon de coiffure's post 03/08/2026

❤️❤️ coupe+coloration et soins curly 🥰 Merci @ fahatokisana anay aky an 💕

Photos from Renée Salon de coiffure's post 03/08/2026

❤️❤️❤️❤️

Photos from Renée Salon de coiffure's post 12/05/2026

Avant et après💕 Coloration by Renée Salon de coiffure , ❤️ merci beaucoup de nous avoir fait confiance Malala😘😘

Photos from Renée Salon de coiffure's post 25/04/2026

Avant/après ❤️ soins curly Merci nandalo bb 💞

Photos from Renée Salon de coiffure's post 13/04/2026

🥰

Photos from Renée Salon de coiffure's post 08/03/2026

coupe + soins curly 😘 clientes satisfaites 🥰 merci beaucoup de nous avoir fait confiance ❤️ nous sommes toujours là pour répondre à vos attentes
Au plaisir de vous voir 🥰

07/03/2026

Hisaorana be dia be ianareo izay efa nandray anjara rehetra dia manentana an'ireo izay mbola tsy nandray anjara fa vonona hanome fahafapo anareo izahay ato amin'ny Renée Salon de coiffure ❤️

07/03/2026

Faly miarahaba atsika atsika vahoaka ny Mahajanga izahay ato amin'ny Renée Salon de coiffure .
Izahay ato moa dia manao ny taovolo rehetra : Curly , Bain& Brushing , Coloration , Coupe Ary Mitaly ihany koa izahay .
Manao Manucure sy Pédicure ihany koa izahay ary manao ny Onglerie rehetra , Makeup sy ny Soins de visage
Ho fanomezana fahafapo ho anareo mpanjifa dia misy GARGOTE azo hisakafoanana ato aminay ,Sady voky izany nareo no manjamanja mivoaka ato aminay
Koa manentana anareo izahay ho tonga hanao volo aty aminay fa vonona hanome fahafapo anareo izahay ato amin'ny Renée Salon de coiffure .
Ny ora fisokafana : 08h -19h
Adresse : Devant ny SAINTE JEANNE D'ARC akaikin'ny Birao ny fokontany Mangarivotra
Numéro téléphone : 032 71 624 46 / 032 47 638 76

Photos from Renée Salon de coiffure's post 02/01/2026

❤️❤️❤️❤️ Renée Salon de coiffure

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antanimasajy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Rue Jules Ferry
Antanimasajy

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00