Dokotera Mitsabo Manome torohevitra Mizara Asa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dokotera Mitsabo Manome torohevitra Mizara Asa, Health/Beauty, Hôpital, Antsirabe.
TAZOMOKA (Paludisme) : manimba voa (rein), aty, mampidina rà...ka mitandrema
Tosidra avo (hypertension artérielle) : toebatana fa tsy aretina
Mitady mpiaramiasa eto Antsirabe izahay : Dokotera, infirmier(e), cashpoint, épicier ou gargotte, mpiompy
Mp
20/12/2022
Misy tension na tosi-drà avo na dibetika? Misy fikambanana ho antsika mahasoa.
Tsy mahasolo consultation ity pejy ity fa orientation référence médicale ( fanoroana ny toerana na ny Dokotera tokony aleha ) mba tsy hanaovana Dokotera tena no ato.
26/01/2022
Ny sasany kosa defa diso be fiantana loatra e. Dokotera nge no eto fa tsy olontsotra te hiresaka. Tsarovy fa lafo foana ny mitsabo noho ny misoroka💞❤️
06/01/2022
Ilazana isika mpanaraka ny pejy fa hisy consultation en ligne gratuite (maimaimpoana) @ sabotsy ho avy Zao. Lazao ny namana Ary asio 👍 ny pejy
25/12/2021
Joyeux Noël
25/11/2021
Fantatrao ve fa misy karazana aretina azo avy@firaisana aranofo miteraka homamiadan'ny taovampananahana.
Koa Samia mitandrina de Samia tahian'Andriamanitra daholo mba tsy ho otran'ity kapako ity ny Fahasalamanao.
Araho ny pejy.
28/10/2021
*Manampy ny torohevitra saingy tsara raha fantarina aloa hoe iza ilay maneho hevitra alohan'ny hanarahana azy.
*Mitoy hatrany ny fanoroana eto ka araho 👍 fa harena ny fahasalamana
*Dokotera somary sahirandava sy be asa no hiangaviana mamaly mp ka zay matotra ihany
Raha hiresaka fanalan-jaza, "avortement provoqué" dia aza misahirana miantso anay. Misaotra
Ho anareo eto Antsirabe dia mbola mitoy ny fizarana maimaimpoana fanafody fanalàna fanaintainana.
Mirary fahasalamana hatrany o
Ovulation : 14j avy aty aoriana
Raha cycle de 28j dia samy 14 avy aty aloa na avy aty aoriana.
Raha cycle de 32j ohatra dia @ 18e jour avy aty aloa no jour d'ovulation satria izay no 14j avy aty aoriana.
Izany no mila amantarana mialoa hoe cycle de firy jour ilay vehivavy.
Raha miovaova izany dia aleo tonga dia malina ka mampiasa fanabeazana aizana hafa : kapôty, abstinence, pilina, tsindrona, DIU,...
Aleo misoroka toy izay mitebiteby refa mbola tsy vonona
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Antsirabe
110