Fitia curls and care
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitia curls and care, Beauty, cosmetic & personal care, Antsirabe.
💄 Makeup pour sublimer chaque beauté
🌿 Soins visage pour une peau éclatante
🌀 Produits dédiés aux cheveux curly & texturés
💖 Qualité • Soin • Authenticité
📦 Produits sélectionnés avec amour
📩 Commandes en DM
04/07/2026
Mañana an'ireto shampooing "Nectar of Beauty" ireto izahay🥰❤️
Réparateur : à l'avocat et beurre de karité 🥑🍯
Hydratant : à la noix de coco🥥
Purifiant : à l'aloé Vera 🌺
Mety amin'ny karazambolo rehetra🥰💐
Vidiny tena mirary🥰🩷
03/07/2026
03/07/2026
Natao ho antsika mañana volo maina sy VAO manomboka manao retour au naturel kanefa kelikely budget ity masque "Hair fruits GUAVA" ity🩷
Masque réparateur et super hydratant izy ity✨🩷
Manalefaka aok'izany🥰
Mampangirana✨
Ary tena mandina🥰🩷
Aza misalasala miditra hafatra miafina💌
01/07/2026
1er Juillet
Inona no Tonga ao an-tsaintsika voalohany Raha resaka volo no resahanina vao hoe ririnina😅
Ny ahy izao hoe hanapaka volo Ary vé Zah?🫣
Fa tsy mampaninona ny manala Ilay pointe maimaina iny fa manatsara n'y fitomboany iny Sady manatsara n'y kalitaon'ny volo.
Mora maniry koa n'y volo rehefa tsara karakara miaraka amin'ity Gamme Luxeol croissance ity ahazoana 6cm ao anatin'ny Telo volana🥰✨
Disponible chFitia curls and careare ❤️
31/05/2026
Izahay ato amin'ny pejy Fitia curls and care dia mirary soa ho an'ny reny rehetra🥰❤️
16/04/2026
Mbola misy dispo ato anh🥰
Hellooo tout le monde🥰❤️🫶
Tonga indray ny produits antsika Nivea Soft 🌸
Crème hydratante manamandina tsara ny hoditra indrindra ny tarehy sy ny tanana satria efa ho avy ny ririnina izao ary efa hanomboka ho maina ny hoditra❄️
Prix promotion bé mihitsy ireo Ary voafetra ihany n'y isany ka izay Tonga aloha no mahazo🥰🌺🌺
Aorian'izay Dia miverina amin'ny vidiny mahazatra ihany 🥰😊
375ml 50 000 ariary
75ml 25 000 ariary
Alefaso n'y commande Ary ao amin'ny MP💌
Na miantso avy hatrany amin’ny 038 69 359 27
11/04/2026
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nekena Randrianarisoa, Anja Fitia, Mou Ta, Camilla Emie, Sandra Ramampy, Antso Mii, Di Na
09/04/2026
Hellooo tout le monde🥰❤️🫶
Tonga indray ny produits antsika Nivea Soft 🌸
Crème hydratante manamandina tsara ny hoditra indrindra ny tarehy sy ny tanana satria efa ho avy ny ririnina izao ary efa hanomboka ho maina ny hoditra❄️
Prix promotion bé mihitsy ireo Ary voafetra ihany n'y isany ka izay Tonga aloha no mahazo🥰🌺🌺
Aorian'izay Dia miverina amin'ny vidiny mahazatra ihany 🥰😊
375ml 50 000 ariary
75ml 25 000 ariary
Alefaso n'y commande Ary ao amin'ny MP💌
Na miantso avy hatrany amin’ny 038 69 359 27
Click here to claim your Sponsored Listing.