Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso

Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso, Health/Beauty, ALAOTRA MANGORO, Ambatondrazaka.

Photos from Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso's post 30/08/2026

Tsisy Raha manjary oa, nareo anie efa tenenina hoe aza milalalao voromaty e,Efa lazaina hoe ny esprit forongonization tsy faly nanova sy mampandroso😱😱

Nareo no miheritreritra hoe Fihavanana sy hoe samy Malagasy fa ireo efa zatra manao ny ataony 🥵 tokony nahataka tanteraka ny orange ratsy taiza fa tsy ianareo no hanintsy azy.

na izany aza korazy ilay Dren izay hita hoe manao amin'ny fony tokoa

Photos from Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso's post 06/08/2026

Manao ireto Fikambanana Famerenana ny Mamibahoaka ireto lehiretsy a🍊🍊🍊Sadyt mafy ry zalahy satria ny Maire amperin'asa rehetra tena mbola izy mianakavy ary tsy menatra ny mitafy akanjo maintso mihintsy ry lerony.

President Michael!Amin'ny maha mpiandry anao dia saiky hampatsiahy anao ny didy faha 11 fotsiny aho hoe😁AZA VARIANA😂

Photos from Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso's post 09/05/2026

🙈Esy aho ry fanavaozana Alaotra Mangoro e, ireo ny ny anadahinareo rankizy

👀I Sôly ihany no Pôly
👀Ny rongony ihany no môly
👀Prà ihany no ôsika
👀I Zà Iva ihany no Zà bà
👀Ny Kijeja ihany no Valala
👀Ny Zanaka à ma part ihany no Fanavaozana
👀Ny FFM ihany no TGV
👀Ny nahongana ihany no mitarika ny mpanongana ve hoe ndà tsika hanavao?

Fa ahoana Ilay fanavaozana e,Tsy te ahita fita-bitro mahery vaika ahazo an'io béret vert io ny tenanay.

13/04/2026

Io zany dia tsotra e😡Na forongony na forongon'ny forongony rehefa nanao tsy fanjarena tonga dia miiiiiiiaaaaala aaaa!!

Averina Miaraka aaaa!Miiiiiiiaaaaala aaaa!!

08/04/2026

🧔Leo an'i VIPAN Fidel RAZARAPIERE député mamim-bahoaka voafidy tao Ambatondrazaka sahady ny faritra Atsinanana 🤣Nefa mbola mijajika be ilay fanavaozan-tsezany etsy sy roa 😀

30/03/2026

Ampianaro azy ndray ny lesona manaraka,opa amin'ny ray😂😂

Photos from Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso's post 27/03/2026

Andriamatoa filoha, rehefa tsy hafaka tanteraka ny forongony dia mihezaka manozongozona satria hivoaka ny kolikoly nataon'izy ireo mianakavy.

Santionan'ny fanehoan-kevitr'ireo olona mahatsapa ny tena zava-misy marina ireto,ny CT koa amin'io tena manao ny asany ko zavatra manimanina ko??

Photos from Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso's post 10/03/2026

Efa mahay manao vazaha mody miady koa anie ireto e.Nanaohoana a

08/02/2026

👏Ny forongony,havelanao hialokaloka sy hiverina tsikelikely ao
😱Izy melohinao manao ny ataony any ivelany
🙏Tena tsy misorona mon Colonel,diovy ny trano dia aza haverina ao ireo,Ireo Député nivadika palitao tampoka ireo tsy hainao ny ketrikany
🙏Ny mpitolona hatao loha laharana manodidina anao fa ireo no tokony hiaro anao dia aza ela amin'ny fanendrena fa mandady ny sous marin

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambatondrazaka?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


ALAOTRA MANGORO
Ambatondrazaka